Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Febroary, 2016
Fosa Ataon'ireo Ogande An'ny Filoha Museveni Miaraka Amin'ireo Sary 30 taona Lasa
Satria mikatsaka ny mbola ho voafidy amin'ny fepotoana faha-enina indray ny Filoha Museveni, mampiasa ny tenifototra #1986pictures ireo Ogande, mba hizara ireo fahatsiarovany izany fotoana izany -- ary ireo tsy hafaliany ara-politika.
Ireo Sary Miloko Mampiseho Ny Faharavàn'i Manila Taorian'ny Ady Lehibe Faharoa
"100.000 ireo filipiana maty, nitsinkasina anaty faharavàna ireo tranobem-panjakana - ary tsy Voahangin'ny faritra Atsinanana intsony i Manila."
Na Ny Japoney Aza Nandoka Ilay Tantara Miaina Mampihomehy Nanaovana Ny Fintin'ny Tantaram-Pireneny
Nalaza tamin'ny aterineto ny lahatsarin'i Bill Wurtz miresaka tantaran'i Japana, nahazo mpijery an-tapitrisany tao anatin'ny herinandro monja.
Noravàn'ny ISIS i Dair Mar Elia, Monasiteran'ny Kristianina Tranainy Indrindra Ao Iraka
Noravain'ny ISIS ny monasiteran'ny Kristianina tranainy indrindra, Dair Mar Elia, izay naorina tamin'ny taona 595, ary miorina ao Ninawa, atsimon'i Mosul ao Iraka.
Kuelap, Tanàna Mimanda Teo Aloha Kendrena Ho Toeram-Pizahantany Faharoa Lehibe Indrindra Ao Però
"Nandao an'i Kuelap talohan'ny fahatongavan'ny Espaniola ny mponina teo aloha tao Kuelap, noho ny antony izay mbola tsy fantatra hatramin'izao."