Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Novambra, 2012

30 Novambra 2012

Homs: Tantaran'ny Tanàna Syriana Revolisionera Rava

Anisan'ny tanàna Syriana maro hita amin'ny lohatenim-baovao ankehitriny i Homs, izay tanàna niorina tamin'ny 2300 talohan'i Kristy. Azo tarafina amin'ny alalan'ny fahapotehan'ny fanorenana sy maritrano manan-tantara, ireo mpialokaloka an'hetsiny ary ireo maritiora an'arivony ny fahasimbana goavana nateraky ny fandaroahan baomba nandritra ny volana maro. Homs ao amin'ny tantara Ilay tanàna 4300taona...

29 Novambra 2012

Mbola Manaloka Ny Etiopiana Ve Ny Avelon'i Meles Zenawi ?

Na dia telo volana aza izao no lasa taorian'ny nanambaràna tamin'ny fomba ofisialy ny nahafatesan'i Meles Zenawi, ilay Praiminisitra Etiopiana nodimandry, ary taorian'ny volana maro nisian'ny resabe mikasika ny momba azy, ny avelony kosa tsy mampiseho marika mihitsy hoe hanaisotra ny vahohony amin'ireo Etiopiana.

27 Novambra 2012

Trinidad & Tobago: Rahona Mainty, Medaly Volamena

Nilona tao anatin'ny riaka mahery vaika sy tondradrano omaly maraina i Trinidad sy Tobago. Nihoatra ny moron'ny reniranon'i Diego Martin sy Maraval vokatry ny rivo-doza. Fa somary nihiratra kely ny sain'ny vahoaka tao amin'ny firenena - eny na dia fotoana monja fotsiny aza izany - satria nandrombaka ny medaly volamena...

25 Novambra 2012

Espaina: Fifidianana Katalana – “Garcia Avokoa Izahay Rehetra”

Mitodi-doha mankany amin'ny biraom-pifidianana indray androany alahady, 25 Novambra 2012 ny any Katalonia izay ao raha mitokozihitra ny eo amin'ny toekarena ary mavaivay ny adihevitra momba ny fisintahana amin'i Espaina. Nanomboka tamin'ny alalan'ny lahatsary mampiady hevitra nivoaka tao amin'ny fantsona Youtube an'ny Antokom-Bahoakan'ny Katalana [es] (Partit Popular de Catalunya na...

17 Novambra 2012

Lasa Tanàna Maty i Mumbai Taorian'ny Nahafaty An'i Bal Thackeray

MAty teo amin'ny faha-86 taonany tany amin'ny toeram-ponenany ao Mumbai i Balasaheb Keshav Thackeray, mpanorina n y Antoko elatra havanana Hindu, Shiv Sena. Taorian'ny fahafatesany ny tolakandron'ny 17 Novambra 2012 dia niparitaka haingana ny vaovao ary dia lasa tanana maty i Mumbai satria nikatona daholo ireo toeram-pivarotana, niato ny fitateram-bahoaka...

Ny Fikorontanan'ny Nasionalisma Rosiana

Akon'ny RuNet

Tamin'ity taona ity, nanandratra avo ny anarany ny Andron'ny Firaisankina, saingy tamin'ny fomba tsy nampoizina. Tao anatin'ny tanàna 46 manerana an'i Rosia [ru], isany i Mosko, olona teo amin'ny 3 alina teo no nandray anjara tamin'ireo famoriam-bahoaka nataon'ny farany havanana. Na dia ampahany faran'izay kely dia kely amin'ny totalin'isan'ny mponina...