· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Desambra, 2007

Etiôpia : Voadika teny frantsay ny Kebra Nagast

  30 Desambra 2007

Niresadresahan'ny Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) [FR] i Samuel Mahler, ilay nandika nyKebra Nagast vao haingana, lahatsoratra masina ho an'ny kristiana Etiopiana sy ny Rastafaris, ho teny frantsay. Jennifer Brea

Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto

  28 Desambra 2007

“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na “tsangan'ny herimpom-behivavy” (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i  Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite,...

Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963

  21 Desambra 2007

Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo amin'ny kianja Mena anivon'ny tanànan'i Maosko [Red Square | Place Rouge], mpianatra 500 no indray niray hina ho fanoherana ny...

Senegaly : Lahantsary avy any amin'ny nosy Goree

  16 Desambra 2007

Ny blaogy Seckasysteme dia mamoaboafy mikasika ireo zavatra tsy faseho-masoandro izay nitranga fahiny tany amin'ny nosy Goree any Senegaly araky ny fanambaran'i Boubacar Joseph N'Diaye, mpitahiry ny trano rakitra any an-toerana : « La somme de misères et de morts qu'avait produits la traite des Noirs, est au-delà de tout...