Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Mey, 2023
Mahatakatra ny fifidianana ho avy any Thailandy amin'ny alalan'ny sariitatra politika
Manasongadina sariitatra ara-politika maromaro izay maneho ireo olana lehibe amin'ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana ao Thailandy ny Global Voices.
Jamaika ‘mankalaza’ ny faha-75-n'ny Windrush, tena tokony ho izay ve?
"Ny rafozambaviko sy ny rafozandahiko, tamim-panantenana be, dia nandeha nankany amin'ny Fanjakana Mitambatra, firenena iray tsy dia tsara fandray loatra, mba hanampy hameno ny bangan'ny tsy fahampian'ny hery mpamokatra mora vidy ho fanorenana indray ilay firenena taorian'ny ady... tena fiainany azy manokana "
Nomen'ny Fitsarana Tampony baiko ny fanjakana ao Nepal hampanara-dalàna ny fanambadian'ny samy lehilahy na ny samy vehivavy
Tamin'ny 2 Mey 2023, natao ho ara-dalàna tamin'ny baikon'ny Fitsarana Tampony tao Nepal ihany ny farany ny fanambadian'ny samy lahy na ny samy vavy taorian'ny fifandirana momba ilay lalàna nandritra ny taona maro.
Jamaikàna mpanoratra malaza i Kwame McPherson nahazo ny loka 2023 isam-paritra ho an'ny Tantara Fohy anivon'ny Commonealth tao Karaiba
Noharahabain'ireo mpitsara ny fandrotsahan'i McPherson ny 'Ocoeee,' ho toy ny tsangambaton'ny toetra miaritry ny fanahin'olombelona"
Mikendry ny fanakanana ny fihetsiketsehana sivily ny lalàna miady amin'ny fampihorohoroana natolotr'i Sri Lanka
Mihamitombo ny tsy fitovian-kevitra ao Sri Lanka manoloana ny Volavolan-dalàna momba ny Ady amin'ny Fampihorohoroana (ATA), izay natao hanoloana ny Lalàna momba ny Fisorohana ny Fampihorohoroana (PTA) efa misy sy ny volavolan-dalàna miaraka aminy.