Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Janoary, 2019

29 Janoary 2019

Ny tantaran'ny Biryani : Ny Biryani ve no sakafom-pirenena any Pakistana?

Azo heverina ho toy ny mpanjakan'ny lakozia any Azia Atsimo ny Biriyani kanefa izany ve no sakafom-pirenena ao Pakistana?

24 Janoary 2019

Sarimihetsika tsy fahita firy miaraka amin'ny feon'i Kyoto, Japana, tamin'ny taona 1929

Ny antony nampisongadina ity sarimihetsika ity dia ny nahitana ilay lahatsary niaraka tamin'ny feo mampiseho ny fiainana Japoney an-tanandehibe tamin'izany fotoana izany. Amin'ny ankapobeny anefa mangina ny vaovaon-tsarimihetsika tamin'io vanim-potoanan'ny 1929 io.

14 Janoary 2019

Dimampolo taona taorian'ny hetsik'izy ireo tamin'ny 1968, tohizan'ireo Meksikàna mpianatra ny dian'izy ireo anoherana ny herisetra sy ny tsimatimanota

"Zafikelin'ny 68 izahay". [...]misy andro, herinandro, volana izay afaka mahafehy taona marobe [...]

04 Janoary 2019

Kroasia, Serbia : Sainan'ny fisakaizàna

Mba ho tandindon'ny fampihavanana ny firenena roa tonta dia namorona saina nampitambarana ny an'i Serbia sy Kroatia ny tanora roa avy amin'ireo firenena roa tonta ireo. Marobe ireo Serba sy Kroaty mpisera amin'ny aterineto no naneho hevitra tamin'io vaovao io, ny sasany manameloka, raha ny hafa kosa nankasitraka.

Júlia Lopes de Almeida, mpanoratra namiratra tamin'ny tanonjato faha-19, saingy tsy hita any amin'ny Akademia Breziliàna Momba ny Haisoratra

Araka ny lazain'i Michele Fanini, nahita ampahany tamin'ny asa sorany, Júlia Lopes de Almeida no voalohany sady tena fanevan'ny fahabangana anaty andrim-panjakana vokatry ny sakana apetraky ny maha-lahy na vavy tao Brezila

02 Janoary 2019

Namaloka ny sehatra ara-kolontsaina niroborobo tao Hong Kong ny fikatonana tamin'ny mpanoratra tantara foronina mpisinta-kevitra iray

Hatramin'ny taompolo 1950s i Hong Kong no nanana fomba nireharehana tamin'ny zavakanto sy literatiora an-tsesitany. Toe-javatra maromaro nitranga tao ho ao no ahafahana mihevitra fa misy loza mitatao ambonin'ireo.

Nanamarika fiafaran'ny vanim-potoana iray ao Japan ihany koa ny faran'ny taona 2018

Nampiasaina tao Japan nandritra ny taona 2018 ny farangonteny Twitter #Heisei saigo (#平成最後, izay azo ambara ankapobeny hoe, "ny fotoana farany anaovanay izao amin'ny vanimpotoana Heisei") — indrindra fa tamin'ny vanimpotoanan'ny Taombaovao.