Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Jona, 2016
Nahoana No Tsy Mahita Fanavakavaham-bolonkoditra Ao Anatin'ilay Dokambarotry Ny Savony Fanasàna Lamba An'ny Qiaobi Ny Shinoa Sasany.
"Ny shinoa te-hilahatra amin'ny fotsy hoditra, saingy toy ny fotsy, tsy maintsy mipetraka ery ambonin'ny mainty hoditra ry zareo mba hahatratrarana io sata io."
Lahatsary Fanadihadiana Avo Lenta Mampiseho An'i Chernobyl Okraniana Novatsiana Vola Feno Tao Amin'ny Kickstarter
Lahatsary fanadihadiana virtoaly mampiseho ny zava-misy ao amin'ny faritra natoka-monina Chernobyl Okraniana tamin'ny fampiasana teknolojian-dahatsary 360 degre.
Oops! Navadiky ny Facebook Tsinahy Ho “Tany Miady” i Filipina
"Ry @facebook hajaina: tsy fiarahabana fetin'ny fahaleovantena am-pifaliana raha tahaka izao ny fanevanay. Tsy mampino."
Namelona Indray Ny Realisma Sosialista Tsy Misy Ny Sosialisma Ny Antoko Mitondra Ao Makedonia
Nanambara ny fampitam-baovao tsy miankina iray fa nanao komandy sary hosodoko mihoatra ny 50 ny antoko eo amin'ny fitondrana ao amin'ity firenena ity.
Ifantohana Indray Ny Fankahalana Afrikana Ao India Taorian'ny Daroka Nahafatesana Lehilahy Kongoley Iray
Lazao izany fa "tia anao i India," amin'ny silamo, Dalits, Afrikana, laika ... dia mandehana miverina mandaka azy ireo amin'ny tavany?
Tsy Misy Azafady, Saingy Amin'ny Lafiny Tsara No Ijeren'ny Japoney Maro Ny Fitsidihan'i Obama An'i Hiroshima
Na dia eo aza ireo fitarainana, Japoney maro no nankasitraka ny fitsidihan'ny Filoha Obama an'i Hiroshima tamin'ny 27 May 2016.
Mahatsiaro An'i Muhammad Ali Tamin'ny Lalao Ady Totohondry ‘Thrilla In Manila’ Ny Filipiana
"Nitarika ny maro manerana izao tontolo izao hanome voninahitra ilay olomangan'ny ady totohondry ny vaovao nahafatesan'i Muhammad Ali. Tao Filipina, nizara ny fahatsiarovan'izy ireo tamin'ny lalao ady totohondry ‘Thrilla in Manila’ teo amin'i Ali sy Joe Frazier ireo Filipiana mpankafy fanatanjahantena."