· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Aogositra, 2017

Bosnia Sy Herzegovina: Tsingerintaonan'i Srebrenica

  18 Aogositra 2017

Nankalaza ny faha-13 taonan'ny famonoana tao Srebrenica i Bosnia sy Herzegovina tamin'ny 11 Jolay izay nofaritan'ny ny Fitsarana iraisampirenena tao La Haye ho fandripahana mamely ny mponina Miozolomana tao amin'ny faritra. Mitatitra ilay fahatsiarovana antserasera ao amin'ny tontolon'ny bilaogy sy Facebook i Elia Varela Serra.

Syria:  Fitiavana ao Stuttgart

  14 Aogositra 2017

Adinoy ny politika, i Obama sy ny krizy ara-toekarena. Momba ny fitiavana indray izao ny resabe vaovao ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Syriana .

Ny Latabatry Ny Feo Malalaka

  09 Aogositra 2017

Nanana ny laza ratsiny i Bebelplatz, ilay kianja ao Berlin akaikin'ny toerana fananaovana fampisehoana tantara an-tsehatra an'ny fanjakana sy ny Oniversiten'i Humboldt fa tamin'ny taona 1933 no nandoroan'ny tanora Nazi, tao boky teo ho eo amin'ny 20 000 isa teo. Nofafan'ny hetsika iray izany avy eo.