· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Oktobra, 2009

Rosia: Filazana ny fihaonambe ho fahatsiarovana an'i Anna Politkovskaya

  14 Oktobra 2009

Nisy namono tamin'ny 7 Okt.2006 i Anna Politkovskay. Amin'ny Alarobia, hivondrona ireo olona any Moscou mba ho fahatsiaroana azy sy ireo mpanao gazety sy mafana fo hafa maty. Na izany aza, tsy dia faly loatra ireo mpitoraka blaogy sasany eo am-piresahana momba izany hetsika ho avy izany.