Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Jona, 2018

29 Jona 2018

Kioba: Tsingerintaona Faha-55 Taonan'ny 26 Jolay 1953

Tao Kiobà tamin'ny taona 1953, teo amperin'ady hanohitra ny jadona nataon'i Fulgencio Batista izay nahazo tohana tamin'ny fiarovan'ireo Amerikana, nitarika vondrona iray nisy an'ireo tanora revolisionera i Fidel Castro nandritra ny fanafihana ny Toby Moncada tao Santiago. Ankehitriny io hetsika io dia fantatra amin'ny maha-fiandohan'ny Revolisiona Kiobàna azy. Tamin'ny faran'ny...

27 Jona 2018

Ozbekistan: Ady tsangambato

Ankalazaina ho Andron'ny Mpiaro ny Tanindrazana ao Ozbekistana ny 14 janoary. Andro iray mialoha ity andro ity, nisy ny lanonana fanokafana lehibe amin'ny tsangambato "Fianianana ho an'ny Tanindrazana" natao tao Tashkent, renivohitr'i Ozbekistana.

19 Jona 2018

Ireo Feo Avy Any Azia Atsimo

Famintinana fohifohy mikasika ireo zava-nitranga tao Azia Atsimo (2006).

Oman: Eid tao amin'ny Twitter

Ankalazaina mandritra ny telo andro aorian'ny faran'ny volan'ny Ramadany ny Eid al Fitr ao Oman.

16 Jona 2018

Rosia – Etazonia .: Nandresy i Obama, Nandray Fitenenana i Medvedev

Ora vitsy taorian'ny fandresen'i Obama tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena Amerikana, nanao ny lahateniny (amin'ny teny Anglisy) voalohany ilay filoha Rosiana, Dmitry Medvedev, teo anoloan'ny Filankevitry ny Federasiona Rosiana. Nahasarika ny sain'ny firenena sy ny an'ny Tandrefana ny fanambaràny.

01 Jona 2018

Tontolon'ny blaogy Siriana Tao anatin'ny Herinandro

Mba hanombohana miaraka amin'ny lohahevitra somary mafampàna, politika izany, miaraka amin'i Ammar Abdulhamid  mametraka ILAY fanontaniana... Ohatry ny Ahoana Marina ny Fandriampahaleman'ny Fitondrana Assads?