Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Tantara tamin'ny Janoary, 2012

31 Janoary 2012

Karaiba: Misaotra anao ry Dr. King

Anio faha 16 Janoary 2012 izay andron'i Martin Luther King Jr no ankalazan'i Etazonia ny fitsingerenan'ny taona nahaterahan'ny lehiben'ny vondrona mpitandro ny zon'olombelona. Nandray anjara tamin'izany ny mpitoraka blaogy avy any Karaiba any an-tanindrazana sy any am-pielezana...

30 Janoary 2012

Okraina: Ny Tantaram-Piainan'i Anna Boiko

" Sariaka, manantalenta, ary manana ny maha-izy azy izy. Olona sahy sedra, feno fahalalàna sy fitadidiana," hoy ny nosoratan'i Olya Suprun momba ny renibeny izay eo ho eo amin'ny 75 taona eo, ary zaraina ao amin'ny bolongana antsoina hoe "Ny Tantaram-Piainan'i Anna Boiko" izay bolongana nahazo loka. Mitatitra ho antsika...

29 Janoary 2012

Gresy: Fomban-drazana Sy Fomba Amam-panao Amin'ny “Andron'ny Hazavana”

Ny "Epiphany" na "Theophany" dia ny fotoana ankalazan'ny Kristiana Tatsinana ny nanaovam-batisa an'i Jesosy tao amin'ny Ony Jordana, noraisina ho ny fotoana nisehoan'ny maha-Zanak'Andriamanitra azy teto amin'izao tontolo izao. Ao Gresy, ny 6 Janoary no andro nolovaina tamin'ny razany, ary fantatra amin'ny hoe Phota ("hazavana"). Ndeha hiaraka aminay hanao fitsidihana...

04 Janoary 2012

Tontolo Arabo: Taona Iray An-ttsary – Ny Fantin'ireo Mpanoratray

Satria nataontsika veloma mandrakizay ny taona 2011 ary mibanjina indray ny taona 2012, dia nangataka ireo mpanoratray izahay mba hizara aminareo ireo sary izay manamarika iny taona lasa iny eo imason-dru zareo tany amin'ny fireneny isanisany avy. Ity fantina manaraka ity no maneho ny safidin'izy ireo.

03 Janoary 2012

Filipina: Miteraka Kiana Ny Lazan'ny Happy Rizal Day ao amin'ny Twitter

Lasa lohahevitra malaza ao amin'ny Twitter ny #Happy Rizal Day ny 30 Desambra lasa teo, fotoana tsy fiasana nahatsiarovana ny tsingerin-taona nahafatesan'ny maherifom-pîrenen'i Filipina, Dr. Jose Rizal. Raha tokony ho sokajiana ho tsara ny fahalalàna fa mbola maro no mahatsiaro an'i Rizal, nisy olona sasany nitsikera ny fampiasana ny fitenenana...