Tantara mikasika ny India tamin'ny Jona, 2018
India : Hadisoana, Media Ary Mumbai
Na izany aza, mahamarika singa maha-velom-panantenana ihany izy : 7.6% ny harinkarena faobe. Nidina 8.84% ny sondrobidim-piainana, izay, hoy izy manampy, "farafaharatsiny mba zavatra kely afaka ireharehàna"
Ireo Feo Avy Any Azia Atsimo
Famintinana fohifohy mikasika ireo zava-nitranga tao Azia Atsimo (2006).
India: Namely an'i Pune ny asa fampihorohoroana
Tamin'ny 7 sasany hariva tamin'ny Asabotsy 13 Febroary 2010, nisy baomba nipoaka tao amin'ny trano fisakafoanana malaza feno mpizahatany any Pune, tanàna andrefan'i India, ka nahafatesana olona 9 sy naratra 57. Tao anaty kitapo ilay baomba ary nipoaka rehefa niezaka nijery ity entana tavela ity ny mpampandroso sakafo.
Shujaat Bukhari, mpanao gazety Kashmirita maty voatifitra
"Tsy azo fantarina mihitsy ara-virtoaly izay fahavalontsika sy izay namantsika"
India: Miherisetra amin'ny bilaogera, mangalatra votoaty, ary mandrahona!
Amin'ny maha-bilaogera anay, mora atao lasibatra izahay. Tsy ijerena tsy fisehoana anarana, solonanarana na ny toy izany, ny fandrahonana azo no mahatonga anay hijery indray ny maha-zavadehibe ny bilaogy.
Miraondraona ny bilaogy any Azia Atsimo
Mitaky ny lalàna tamin'ny taona 1979 fa rehefa manao fiampanga fanolanana ny vehivavy dia tsy maintsy manolotra vavolombelona efatra lahy izy. Raha tsy mahita ireo vavolombelona ireo izy dia ny tenany ihany no tompon'andraikitra tamin'ny fanitsakitsaham-bady....