· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny India tamin'ny Oktobra, 2017

Bilaogy Lahatsary : Fiatoan'ny Fiara Fitateram-bahoaka ao Baramati

  29 Oktobra 2017

Ilay lahatsary, antsoina hoe Fijanonan'ny Fiarafitateram-bahoaka ao Baramati ,dia eo amin'ny enina sy tapany minitra eo ny halavany. Mandalina ny laboratoara fanamboarana finday, izay manasongadina solosaina roapolo eo noho eo napetraka tao anatina fiara fitateram-bahoaka. [...] ny fitsidihako efitrano fianarana tamina fianarana ho an'ny ambaratonga ambany, ary fihaonana tamin'ny ankizy sasany tao an-tanàna izay tsy mandeha an-tsekoly-- ary noho izany dia tsy manana fahafahana hiditra amin'ny teknolojia.

Bangladesh: Mankalaza Ny Andron'ny Tenin-dReny

  10 Oktobra 2017

Ny 21 no Ekush ho an'ny Bangla, ary midika faha-21 ny hoe Ekushey. Ao Bangladesh, 'Ekushey' dia mitovy dika amin'ny 'Ekushey Febroary' ihany, andro izay ankalazan'ny Bangla ny Hetsika mikasika ny Fiteny sady fanomezam-boninahitra ho an'ireo namoy ny ainy noho ny anarany tamin'ny faha-21 Febroary 1952.