Tantara mikasika ny India tamin'ny Avrily, 2022
Amrit Sufi, nitondra ny teny Angika tandindonin-doza amin'ny sehatra nomerika
Niantsafain'ny Rising Voices i Amrit Sufi, mpikaroka sady mpampianatra ambony miasa amin'izao fotoana izao amin'ny fandraketana ankihy ny fiteny sy ny kolontsaina am-bava tandindomin-doza any India.