· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny India tamin'ny Desambra, 2017

Ny Malaza Amin'ny Bilaogy Avy Ao Azia Atsimo

  25 Desambra 2017

'Ity ny fotoana tamin'ity taona ity - akaiky ny taona vaovao isika ary fotoana izao hijerena ny zava-bita taona 2005. Sahirana tamin'ny fananganana ny lisitr'izy ireo, ny fahatsapan'izy ireo, sy ny fomba ahafahana manatsara ny toe-javatra  ao amin'ny firenen'izy ireo ny bilaogera Aziatika Atsimo.

India, Etazonia: Tany Amin'ny Taompolo 1980

  18 Desambra 2017

Etazonia ho an'ny Indiana tamin'ny taompolo 1980.  Nanomboka ity lahatsoratra mahaliana momba ny kolontsaina, ny sakafo ary ny zavatra iainan'ireo mpifindra monina ity i Ramesh Madhavan, mpanoratra zokiolona an-tserasera.

India: Fanakambanana, Fahazoana Orinasa Ary Teknolojia

  06 Desambra 2017

Tsy mitombina ny fametrahana ny herin'ny India eo amin'ny fifanarahana goavana fanaon'ny orinasa samihafa eo an-toerana, tahaky ny Tata-Corus, raha tsy manaraka eo koa ny fivoarana eo amin'ny sehatry ny zon'olombelona, ary mbola betsaka ny fanararaotana ataon'ny orinasa avy any ivelany eo an-toerana na dia efa nivoatra ara-teknolojika aza ry zareo.