Tantara mikasika ny India tamin'ny Janoary, 2017
Tavoahangy Plastika Nariana Nasiana Zavamaniry Mamelana Natao Sakana Ao Amin'ny Garan-dalamby Indiana
"Nanaitra ahy ny fiantraikany lehibe indrindra tamin'ity fandraisana andraikitra tsotra kely ity....."
Fandripahan'Ala Tsy Voahevitra ao Jharkhand, India Hitadiavam-Pandrosoana
Milaza sompirana ny mpikatroka iray fa mivarotra hazo mianjera -- maro amin'ireo no efa an-jato taonany -- amin'ireo indostrian'ny fivarotan-kazo hahazoana tombombarotra ny manampahefana ao an-toerana.
Vehivavy Tao Bangalore Niharan'ny Herisetra Nandritra ‘Ny Alina Mahamenatry’ Ny Taombaovao
Manafintohina ny fetin'ny Taombaovao tao Bangalore. Nahapetraka fepetra tsy isian'ny fanajana sy tsy fandriampahalemana atao amin'ny vehivavy tahaka izao.
Any India, Andrasana Hijoro ho An'ny Hiram-pirenena Ireo Mpitia Sarimihetsika — Raha Tsy Izany
''Mankany amin'ny trano fijerena sarimihetsika aho mba haka aina sy hampiala voly ny tenako, fa tsy ny hampiseho ny fitiavan-tanindrazako amin'ireo mpiray tanindrazana amiko".
Mumbai: Manery Ireo Ankizy Hilalao Any Amin'ny Tany Maloto Ny Tsy Fahampian'ny Tany Malalaka
“Tsy lazainay amin'ny ray sy reninay hoe eto izahay no milalao". Mihevitra ry zareo hoe any aminà toerana madio izahay no mandeha milalao. Raha fantatr'izy ireo .., tsy ho avelan'izy ireo mivoaka milalao intsony izahay"