Tantara mikasika ny India tamin'ny Febroary, 2018
Mamelom-panantenana Ny Mpamaky Ny ‘Gazety Tokana Miabo Ao India’
"Tsapantsika fa raha toa ka miteraka hetsika miiba ny vaovao sy tantara miiba, nahoana ary no tsy mamoaka sy manolotra tantara tsara izay afaka mitondra fiantraikany tsara kokoa."
India: Eo Anelanelan'i Tibet Sy Shina
Nandritra ny andro vitsivitsy lasa izay, nifantoka tamin'ny fandaminana ny fitroaran'i Tibet sy ny Governemanta Shinoa ny vondrom-piarahamonina iraisam-pirenena, saingy ao India, nahitana adihevitra maromaro mikasika ireo hetsik'i Shina ao Tibet sy ny andraikitr'i Tibet ao anatin'ireo fifandraisana misy eo amin'i India sy Shina....Tsy azoko mihitsy ny mbola tokony hanaovantsika 'tango' miaraka amin'i Shina. Manahy ve isika satria tsy afaka milalao an'ireo kilalao feno poizina mora vidy ireo zanatsika? Tsy ho gaga aho raha toa ny governemanta hamàny ampataloha
India: Tata, Jaguar ary Rover.
(2008) Ankehitriny, ao anatin'ny tantaran'ny tena fandrosoan'ny toekaren'izao tontolo izao, nividy marika roa malaza be tamin'ny Anglisy ny Tata ao India, dia ny Jaguar sy ny Land Rover.
Nisaona Ny Bilaogera Tany India: Maty Tampoka I Shakti Bhatt
(Tamin'ny 5 Aprily 2007 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy) Maty tampoka tany Delhi taorian'ny aretina tampoka sy tsy nampoizina nahazo azy teo amin'ny faha dimy ambiroampolo taonany i Shakti...
Skypecast: Bilaogera Indiana Dina Mehta
Faly izahay mandefa ny Skypecast Global Voices miaraka amin'ny antsafa nifanaovana tamin'ny mpandinika ny kolontsain'ny vondrom-poko sady bilaogera Dina Mehta, tao Mumbai India.
Ny Fiandrasana Ny Fanakonà-Masoandro Tany India
Ho an'ny Haindò, tsy tranga fotsiny amin'ny astronomia ihany ny fanakona-masoandro fa tena misy dikany lehibe ihany koa amin'ny fivavahana sy ny finoana ara-kolontsaina izany.
#NyRarinyHoan'IAsifa: Tohina Tamin'ny Famonoana Ny Tovovavy Iray Ny Mponina Tao Jammu Sy Kashmir Saingy Tsy Toy Izany Kosa Ny Fampitam-baovao Nasionaly
Saingy tamin'ity tranga iray ity dia tsy nahitana teny firy ny firenena raha avy any amin'ny faritra lavitra any Jammu sy Kashmir ilay niharam-boina sady avy amin'ny vondrom-piarahamonina vitsy an'isa.