Tantara mikasika ny India tamin'ny Janoary, 2019
Manaramaso ny “cybercafes” ny polisy ao Mumbai

Amin'ny ady ataony amin'ny fampihorohoroana, dia mikasa ny hametraka mpandrakitra zavatra tendrena amin'ny kitendry (enregistreur de frappe au clavier) any amin'ny cybercafe ny polisy ao Mumbai. Araka ny filazan'i Vijay Mukhi, Filohan'ny Fikambanan'ny Teknolojia sy ny Fiarovam-baovao:
Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy alakamisy – jona 2005
Satria niteraka tabataba manerantany ny famoretana ataon'ny governemanta ao Zimbaboe antsoina hoe "Operation Restore Order (Hetsika Fametrahana Filaminana)", dia manoritsoritra ny zavatra toy ny "nijery ny endriky ny ratsy" i Sokwanele.
Mpanao gazety an-dahatsary indizeny sady mpikatroka novonoina tany India
Tsy nanan-tahotra nitatitra momba ny olana atrehin'ny vondrom-piarahamonina indizeny manerana an'i Jharkhand, India ilay mpitati-baovaon'ny vondrom-piarahamonina antsoina hoe Amit. Mbola tsy hita ireo namono azy roa herinandro taty aorian'ny famonoana.
Fitoriana bilaogy noho ny fanalam-baraka tao India
, "Mahakasika ny fahalalahan'ny bilaogera rehetra avy any India izany, ka hiady ho azy izahay . " Nandray anjara ihany koa ny bilaogy tahaka ny Mediaha sy Save Mediaah.