Tantara mikasika ny India tamin'ny Avrily, 2017
Nanakana Sehatra Media Sosialy Miisa 22 Tao Kashmir Ny Governemanta Indiana

"Amin'ny fanehoana ny lafiny hafa amin'ny tantara ao Kashmir, afaka naneho nandritra ny fotoana kely ny hasarotry ny tantara sy ny fifandirana tena sarotra ao Kashmir ny mponina ao an-toerana ."
Ilay Rakitsary Niparitaka Be Nampiseho Kashmiri Mpanao Hetsi-panoherana Nafatotra Amn'ny Jeep-n'ny Miaramila Indiana
Lahatsary avy amin'ny fitsapankevitra momba ny fifidianana vao haingana tany amin'ny fanjakana farany avaratra indrindra any Jammu sy Kashmir, izay nahafatesana mpanao hetsi-panoherana maherin'ny valo ary naharatran'ny mpitandro filaminana Indiana am-polony.
Ankizivavy Mihantsy Ny Fanjakazakan-dehilahy Amin'ny Baolina Kitra Ao India
Manampy ny ankizivavy ao Varanasi hamolavola ny maha izy azy ireo sy hahita fahatokisan-tena kokoa eo amin'ny fananahan'izy ireo amin'ny alalan'ny baolina kitra i Mahila Swarojgar Samiti.
Ny Ekipa Afghàna Mpilalao Krikety, Manome Fanantenana Avy Any India
"Nisy zava-dehibe ihany nony farany! Ny Fandresen-[tsika] faha-folo nifanesy tao amin'n'ny T20Is. Mankany amin'ny voninahitra!"
Miketrika Hamantatra Hafatra WhatsApp sy Facebook Faikany ny Teknisianina Ambony Indiana

Maro amin'ny mpisera vaovao no tsy mbola mahay manavaka ny loharanom-baovao tena izy sy ny faikany na mpisompatra.
Marary Ambavahaonan'ny Fahafatesana, Mijoro Hanao Izay Hihomehezana Ihany
Fanamby mampisy rarintsaina ho an'ny rehetra izay voakasika ny fikarakarana ny olona marary ho faty. Nampiasa hatsikana mba hizarana fiainana miaraka amin'ireo efa ho faty ny Fikambanan'ny Fitsaboana Ala-nenina Indiana.