Tantara mikasika ny India tamin'ny Avrily, 2024
Nitambatambatra ho fanilikilihana ireo lalàna fanitsiana ny zom-pirenena ao India
Nipoaka nanerana ny firenena ny hetsi-panoherana tsindraindray taorian'ny nampiharan'ny governemanta Indiana ny Lalàna Fanitsiana ny maha-olom-pirenena 2019, herinandro vitsy monja talohan'ny fifidianana ankapobeny ho avy any India.