· Oktobra, 2019

Tantara mikasika ny India tamin'ny Oktobra, 2019

Video: Roa volana fikatonana ao Kashmir

  07 Oktobra 2019

60 andro izay no niato ny fiara fitateram-bahoaka, voabahana ny servisy finday, mikatona ny sekoly sy ny kolejy ao Kashmir. Mitatitra avy ao Shopian i Basharat Amin, mpifandray amin'ny vondrom-piarahamonina Video Volunteers.