· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny India tamin'ny Novambra, 2018

Obama sy India

  29 Novambra 2018

Ny fifidianana an'i Barack Obama no zava-nitranga be mpijery indrindra tany Inde. Toa i Obama no safidy ho Filoha ho an'ny bilaogera maro any India. Ity misy sombiny vetivety momba ireo fanehoan-kevitra voalohany avy amin'ireo bilaogera any India momba ny dika ara-tantara tamin'ny fifidianana an'i Obama.