Tantara mikasika ny India tamin'ny Aogositra, 2023
Ny fomba fitazonan'ireo mpamorona votoaty amin'ny teny Ho sy Santali ao India hanamafisana ny teny indizeny
Ny fanadihadiana tamin'ny taona 2022 natao tamin'ny teny Ho sy Santali, fiteny indizeny avy any India, no nahitana fa 70,4 isanjaton'ny mpamorona no mampiasa ny findainy mba hamoronana sy hampidirana votoaty, na dia mbola fanamby lehibe aza ny famadihana izany ho vola.