· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny India tamin'ny Desambra, 2018

Vehivavy mpandraharaha namaky ny sakana tao Kashmir

"...nahazo fanehoan-kevitra miiba aho tao amin'ny media sosialy, ary misy mihitsy ny avy amin'ny vehivavy amin'izany, saingy mihevitra aho fa natao hampitombo ahy ho olona tsaratsara kokoa mankany amin'ny mpandravaka sy mpanaingo tsaratsara kokoa ny fanehoan-kevitra miiba"

14 Desambra 2018