Tantara mikasika ny India tamin'ny Oktobra, 2011
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra Momba Ny Fiandohàna Vaovao Any Libia
Taorian'ny nahafatesan'i Muammar Gaddafi dia samy maneho ny heviny ny olona maneran-tany momba ny fanjakàny, ny fomba nahafatesany ary ny fiandohana vaovao antenain'i Libia. Nalaky koa ireo mpitoraka blaogy any Azia atsimo naneho ny heviny.
Andro Iraisam-pirenena Ho An'ny Sakafo: Ny Fiainana Anaty Hanoanana
Araka ny Banky Iraisam-pirenena, manakaiky ny 1 lavitrisa ny olona mandry fotsy maneran-tany, ary hampitombo izany isa izany ny fiakaran'ny vidin-tsakafo. Androany, Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Sakafo, hijery manokana ireny fiankaviana matin-kanoanana ireny isika ary hihaino ny tantarany.