· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny India tamin'ny Febroary, 2009

India: Mahatohitra ny atin'akanjo mavokely

  19 Febroary 2009

Any amin'ny toerana sasan'i India, mety ho ratsy ho an'ny vehivavy sy ny fiandrianan'ny mpivady ny fankalazana ny fetin'ny mpifankatia (St Valentin), araka ny lalana amin'ny fifehezan-tena dia manapaka fa ho enjehina ireo mpivady sy vehivavy izay mifampitantana na eny amin'ny toeram-pisotroana zava-pisotro.