Tantara mikasika ny India tamin'ny Avrily, 2012
India: Milefitra Amin’ny Fitakiana Fanivanana Ny Orinasa Mpanolotra Aterineto
Nanao dingana niverin-dàlana lehibe i India raha nitaky tamin’ ireo orinasan'aterineto lehibe 20 , ka ao anatin’ izany Google, Facebook , sy Twitter, ny ampisehoan’izy ireo drafitra hanivanana ny fitaovana...
India: Ozinina Tsy Ara-Dalàna Mikirakira Asfalta Miteraka Homamiadana Amin'ny Mponina
Nampahafantatra ny olana atrehin'ny tanàna kely iray ao Rajasthana ny tetikasa Video Volunteers’ India Unheard (Lahatsarin'ny mpilatsaka an-tsitrapo mampiseho an'i India Tsy Fandre), orinasa tsy ara-dalàna maromaro mpamokatra asfalta no mandoto ny...
Andro Iray Eto An-Tany: Nivoaka Ny Rakikira Niaraha-Mientana Manerantany
Nisy rakikira an-dahatsary iray nivoaka ho fanomanana ny fiaraha-mijery manerantany [mg] ny sarimihetsika nifarimbonana manerantany One Day on Earth [Andro Iray Eto An-Tany], izay hotontosaina any amin'ny toerana maro samihafa manerana ny planeta mandritra ny Andron'ny Tany (22 Avrily 2012). Asongadin'ny lahatsary ny mpihira, poety, mpandihy noraketina an-tsarimihetsika nandritra ny fotoana mitovy 24 oran'ny 10 Oktobra 2012, izay niangalian'i Cut Chemist ny fanapatapahana sy ny fanambatambarana azy.
Fifaninanana Lahatsary Firefox Flicks
Ny fifaninana manerantany Firefox Flicks dia hanome loka ho an'izay lahatsary fampianarana fohy ho an'ny mpiserasera mikasika ny olana momba ny fiainan'olona manokana, ny safidy, ny kirakira afa-mifampiditra sy ny fanararaotra amin'ny...
India: Ny “Fanonganam-panjakana” Izay Tsy Nisy Mihitsy
Omaly (4, Aprily, 2012) lahatsoratra tao amin'ny gazety Indian Express nitatitra fa nisy ny fikasana hanongam-panjakana nataon’ ireo sampana tafika Indiana roa tonga tao Delhi tamin'ny alin'ny 16-17 Janoary, tsy nampandre ny...
Lahatsary: Fandripaham-behivavy Sy Kilongavavy Any Shina Sy India
Eo amin'i India sy i Shina, 200.000.000 ny isan'ny zazavavy “manjavona” noho ny fanalan-jazarano vavy na noho ny fandaozana sy famonoana kilongavavy. Maro ny lahatsarim-panadihadiana na vaovao mitatitra ity tranga...
Azia Atsimo: Isan'Andro Ny Antsika Misy Ora Irain'Ny Tany
Hetsika fanentanana manerantany ny Earth Hour izay karakarain'ny World Wide Fund for Nature (WWF) ary isaky ny Asabotsy faran'ny volana Martsa isan-taona no fankalazana izany. Tamin'ity andro ity, niangaviana ireo...