Tantara mikasika ny India tamin'ny Avrily, 2021
Nandona ny setriny ataon'India amin'ny Covid-19 ny fisavoritahan'ny fotodrafitrasa sy ny tsy fahampian'ny oksizena
Ny tsi-fahampian'ny fandrian'ny hopitaly sy ny fanomezana oksizena miampy ireo famoriana olona amin'ny fifidianam-bahoaka sy ny fetim-pivahvana no tsy nahavitana intsony mamaly amin'ny fielezan'ny aretina.