Tantara mikasika ny India tamin'ny Jona, 2012
Pakistana: Mandria Am-piadanana Mehdi Hassan, Mpanjakan'ny Ghazal
Nodimandry ny Alarobia 13 Jona 2012 i Mehdi Hassan Khan, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe 'Mpanjakalahin'ny Ghazal’, taorian'ny aretina nitarazoka tany anatinà trano fitsaboana tany amin'ny tanànan'i Karachi any Pakistana.. Manome ny fanomezam-boninahiny azy ireo mpampiasa aterineto.