Tantara mikasika ny India tamin'ny Febroary, 2019
Lahatsary resadresaka momba ny fikatrohana nomerika sy ny media sosialy any India nifanaovana tamin'i Gaurav Mishra
Ity lahatsoratra ity no faharoa amin'ireo andian-dahatsary fanadihadiana izay ho ataontsika mandritra ny volana manaraka ato amin'ny Global Voices Advocacy.
Voampanga ho “nikasi-tanana zatovolahy” tao Kashmir ilay lehiben'ny tafika nomena mari-boninahitra
Resabe taorian'ny fiampangana ilay lehiben'ny tafika Indiana nomena mari-boninahitra ho nikasi-tanana zatovolahy iray tao Kashmir.
Namoaka ny vokatry ny fanivanana ao Azia ny OpenNet Initiative
Nanao fikarohana momba ny aterineto ao Azia sy manerana izao tontolo izao nanomboka tamin'ny taona 2002 ny OpenNet Initiative (famoahana feno: nandray anjara koa aho), ary vao haingana no namoaka ny tatitra farany momba ny fanarahamaso sy ny fifehezana ny aterineto any Azia, ary indrindra any Shina.