Tantara mikasika ny India tamin'ny Marsa, 2019
Maro zava-mampanahy amin'ny lalàna Indiana misahana ny vaovao Ara-teknolojia nivoaka taona 2011

Manaraka ny dian'i Shina ve i India eo amin'ny lafiny votoatin-tambajotra foronin'ireo mpisera? Maro no hamaly eny, noho ny famoahana ireo fitsipika ara-teknolojia amin'ny fampahalalam-baovao nivoaka taona 2011.