Tantara mikasika ny India tamin'ny Novambra, 2014
Niafara Tamin'ny Herisetra Sy Fisamborana Ny Hetsika Fifanorohana Tany India
Ny hetsika "Oroky ny Fitiavana" dia nijoro manohitra ny fifehezana ara-môraly ataon'ireo vondrona avy amin'ny elatra havanana, izay mihevitra fa fihetsika tsy maoty ny fifamihinana sy ny fifanorohana eny imasom-bahoaka.