Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2016

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Avrily, 2016

Netizen Report: Ilay Fotoana Nahafatesan'ny Aterineto Tao Ekoadaoro

Tapaka vetivety tsy amin'ny antony ny aterineto tao Ekoadaoro, vidina lafo ny fanevatevana ny filohan'i Tanzania, mampiahiahy ny fametrahana ny Twitter tao Shina, sy ny sisa maro hafa.

Nahoana No Lasa Ady ‘Tia’ Amin'ny Facebook Ny Politika Kambodziana?

"Ireo toromarika ireo dia mampiseho mazava tsara fa atosiky ny CPP eo amin'ny fitondràna - amin'ny sehatra rehetra - ireo manampahefana ao aminy, mpanohana ary ireo tambajotra - tafiditra anatin'izany ireo mpiasam-bahoaka, mpitandro ny filaminana ary ireo miaramila - mba hamorona kaonty Facebook hosoka hanomezana "tia" artifisialy ho an'ny pejy...