Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Jolay, 2010
Kambodza: Fanokafana ofisialy ny vavahadin-tseraseran'ny zon'olombelona voalohany
Sithi.org, varavaran-tserasera natao hanehoana ireo sehatra sy valina fanadihadihana mikasika ny tsy fanajana ny zon'olombelona any Kambodza no nosokafana amin'ny fomba ofisialy ny 22 jolay lasa teo, miaraka amin'ny fandraisan'anjaran'ireo...
Azia Atsimo-Atsinanana : Ny resaka ara-nofo sy fanivànana vohikala
Amin'izao fotoana izao ny fanaraha-maso ny zava-misy ao amin'ny aterineto dia raisina ho tahaka ny fanoherana ny fahalalahana miteny kanefa ireo Governemanta any Azia Atsimo-Atsinanana dia toa afaka manamarina izany amin'ny fampisehoana ny filàna hanavotra ny tanora amin'ny loza aterak'ireo fitondrantena mamoafady miresaka firaisana ara-nofo
Sina: Nanaisotra ny blaogin'ireo be mpanaraka tamin'ny aterineto ny Sohu.com

Nanala mpitoraka blaogy mihoatra ny zato tao amin'ny fanaovany tolotra hitorahan'ny olona blaoginy ny 14 Jolay 2010 lasa teo ny Sohu.com, iray amin'ireo vavahadin'ny tranonkala malaza any Sina . Maro tamin'izy...
Kambodza: Mitotongana ve ny toe-tsain'ireo moanina
Tena niteraka resaka nanahirana mihitsy ny fandrenesana tao ho ao ny fitontongan'ny toe-tsain'ny moanina, hatramin'ny niantohan'ny Lalampanorenana ny Bodisma ho fivavaham-panjakana ary ny fahitana fa saika Bodista daholo ny ankamaroan'ny...