· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Septambra, 2018

Azia Atsimo-Atsinanana : Ny fiakaran’ny vidim-bary

  07 Septambra 2018

Nisondrotra maneran-tany ny vidim-bary sy ny entana ilaina andavanandro. Miantraika amin’ny olona an-tapitrisany na koa angamba an’arivony tapitrisa mihitsy aza ny fiakaran’ny vidin-tsakafo. Mampisalasala indray ny politika ara-tsakafo. Nametraka fepetra haingana ny governemanta mba hampitoniana ny ahiahin’ireo mpifidy ao aminy.