· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Desambra, 2011

Azia Atsimo: Ny Voay Eny Anivon'ny Fampahalalam-baovao

  12 Desambra 2011

Mamba goavambe iray tany atsimon'i Philippines sy voay maro tany amin'ny rano tondraka tao Thailand sy Kambodza no isan'ny teo anivon'ny lohatenim-baovao nibahan-toerana tany Azia Atsimo tamin'ny tapany fahaefatr'ity taona ity. Eto ny fahitàna ny sasany tamin'ireo voay sy ny tatitra tanaty aterineto.