· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Marsa, 2011

Mifamory mba hankalaza ny fahazoana miditra aterineto any Kambodza

Nisy Andron'ny Zavona nokarakaraina tany Phnom Penh any Cambodia hankalazana ny fahafahana miditra amin'ny aterineto any Cambodia. Na dia hetsika tsy ara-politika aza ity dia manara-maso ny fihetsiky ny governemanta ireo mpampiasa aterineto, noho izy miahiahy ny hetsika karakaraina amin'ny alalan'ny tambajotra sosialy.

05 Marsa 2011