Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Febroary, 2012

Ny Fiara Kodiaran-telon'i Azia Atsimo Atsinanana

Tuktuk, Beca, Kuliglig, Trishaw, Pedicab, Becak, Tricycle. Ireo no kodiaran-telo malaza be mpanana any amin'ny faritra Azia Atsimo Atsinanana. Hita eny an-dalan'ny tanandehibe izy ireny, saingy miezaka ny handrara ireny posisposy hita na aiza na aiza sy efa entin'ny motera mitatitra olona ireny ny governemanta maro.

Kambodza: Fahatoranana Faobe Any Amin'ireo Orinasa Fanenoman-damba

Hitranga amin'ny herinandro ho avy io ny Tribonalim-Bahoaka voalohany indrindra ao Kambodza momba ny Karama Farany Ambany Azo Iainana sy ny Fepetra Mendrika Hiasàna ho an'ireo mpiasa aminà orinasa fanenoman-damba izay hiresaka, ankoatry ny zavatra hafa, ny haratsin'ny fepetra fanatanterahana asa any anaty orinasa fanenoman-damba any izay niteraka trangam-pahatoranana tmpiasa...