Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Mey, 2014
LAHATSARY : Ny Taona Rehetra Manan-tantara Mikasika An'i Azia Atsimo Atsinanana Ao Anatin'ny Tahirin'i Pathé Britanika
Maro amin'ireo lahatsary ireo no vakoka manan-danja izay mampianatra antsika zavatra maro mikasika zava-nitranga vao haingana tao amin'io faritra io, eny na ny ankehitriny aza.