Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Janoary, 2013
Fanomezan-Tsiny Ireo Niharan'ny Fanolanana Ao Kambodja
Raha misy ny fahatezerana sy ny fiihetsiketsehana mieli-patrana lehibe ao India ho fihetseham-po noho ny fahafatesan'ilay tovovavy niharan'ny fanolanana nataon'ireo jiolahimboto, mifanohitra amin'izany kosa ny toe-javatra ao Kambodja, satria vitsy...