Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Jolay, 2018
Kambodza : Mety hisintona ny raharaham-pitsarany ifanolanany amin'ny Praiminisitra ny vehivavy iray solombavambahoaka sady mpikatroka
Mety hosintonin-dRtoa Mu Sochua ny fitoriany ny Praiminisitra Hun Sen noho ny antony hoe any am-paosin'ity farany daholo ireo mpitsara maro eo anivon'ny fitsarana.
Fanentanana “rantsan-tanana madio” ao Kambodza mandrisika ny mpifidy hanao ankivy ny fifidianana “sarintsariny”
Tsy misy tena fifidianana rehefa tsy misy CNRP! tsy mifidy, tsy misy tanana maloto!
Kambodza : Halalaka, Tsy Hitongilana, Hivelatra Ny Fifidianana Hoy Ny Governemanta – Fa Zavatra Hafa No Lazain'ny Fiarahamonim-Pirenena
Noravan'ny governemanta ny antoko mpanohitra matanjaka, napetrany ny fitsipika hifehezana ny mpanaramaso ny fifidianana, novelariny ny fifehezany ny aterineto sy ny haino aman-jery sosialy, ary notoriany ny tsy fandoavan-ketran'ireo haino aman-jery mpampahalala vaovao mpanao fanakianana.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...