· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Oktobra, 2010

Azia Atsimo atsinanana : Mitoraka bilaogy momba ny baolina kitra

  02 Oktobra 2010

Betsaka ireo bilaogy mikasika ny baolina kitra any Azia Atsimo atsinanana izay manome vaovao lehibe farany sy ara-potoana mikasika ireo lalao baolina kitra sy ny fandaharam-potoana any amin'ny faritra. Ireto misy lisitr'ireo bilaogy mikasika ny baolina kitra any Azia Atsimo Atsinanana izay mifantoka kokoa amin'i Vietnam sy i Kambodja .