· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Avrily, 2011

Kambodza: Hira momba ny Facebook

Mihamahazo vahana ny Facebook any Kambodza. Mampiasa ny Facebook ohatra ny praiminisitra izay efa teo amin'ny fitondrana hatramin'ny 1985. Ary misy fironana vaovao sy mahaliana eto amin'ny firenena: Mamoron-kira momba ny Facebook ny Artista

12 Avrily 2011