· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Septambra, 2011

Ao anatin'ny Fonjan'i Kambodza

Miha ratsy hatrany ny fahateren"ny fonja miohatra amin'ny habetsahan'ny olona ao amin'y fonjan'i Kambodza, araka ny fanadihadihana iray navoakan'ny fikambanana mpiaro ny zon'olombelona. Nisy ny famoronana sarin-tany ahitana ny toerana be gadra indrindra. Etsy ankilany, bilaoginà voafonja iray no namoaka ny fiainan'ny gadra ao amin'ny fonjan'i Kambodza .

13 Septambra 2011