Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Janoary, 2014
Tsy Azo Atao Intsony Ny Manao Hetsi-panoherana Sy Famoriam-bahoaka ao Kambodza
Taorian'ny fanaparitahana an-kerisetra ireo mpiasan'ny fanenoman-damba nitokona, noraràn'ny governemanta Kambodziana tsy hikarakara famoriam-bahoaka ao Phnom Penh, renivohim-pirenena intsony ny mpanohitra politika.
Tifirin'ny Polisy Ireo Mpiasa Mpitokona Avy Amin'ny Fanenoman-damba Tao Kambodza
Nampiasa bala tena izy ny polisy tao Kambodza mba hanaparitanana ny fitokonan'ireo mpiasa'ny fanenoman-damba. Nofaritana ho ny “ratsy indrindra tamin'ny herisetram-panjakana natao tamin'ny sivily nitranga tao Kambodza tato anatin'ny dimiambinifolo taona” izy io.
Mpiasan'ny Fanaovana Akanjo Ao Kambodza Mitokona Faobe Ho Fampakarana Ny Karama
An'arivony ny Kambodziana mpiasan'ny fanaovana akanjo no nandray anjara tamin'ny fitokonana faobe manerana ny firenena hampakarana ny karama. Maro amin'ny mpiasa ihany koa no roboka tamin'ny fihetsiketseha-panoherana karakarain'ny mpanohitra