Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Jolay, 2016
Olona An-Jatony Namonjy Diabe Tao Kambodza Ora Vitsy Taorian'ny Nitifirana Ilay Mpitsikeran’ Ny Governemanta
"When regime wanted to kill, labels them [conspirators] not loyal to the regime. Then they kill them." "Rehefa te hamono ny fitondrana, dia antsoiny hoe [mpiray tetika] tsy mahatoky ny fitondrana izy ireny. Ary avy eo vonoiny. "