Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Marsa, 2015
Ireo Fanambin'ny Fiainana Any Ambanivohitra Atao Tahirinkevitra

Mizara ireo tantaran'ny mpiasan'ny fanenoman-damba, mpianatra any amin'ny sekoly ambanivohitra sy ny fanadiovana renirano ao Phnom Penh ny tetikasa Cloghers (Bilaogera vehivavy) avy ao Kambodza, tetikasa nahazo vatsy avy amin'ny Rising Voices.