Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Aogositra, 2014
Miverina Misokatra Indray Ny Kianjan'ny Fahalalahana Ao Kambodza, Toeran'ny Fanoherana Ary Endriky Ny Fahalalahana Maneho Hevitra
Nofefen'ny mpitandro ny filaminana ny Kianjan'ny Fahalalahana ao Kambodza, taorian'ny naha-lasa toerana fototra azy ho fanaovana hetsika fanoherana ny governemanta.