· Desambra, 2010

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Desambra, 2010

Kambodza: Loza noho ny fifanosehana nandritra ny Fetin'ny Rano

Izany dia tamin'ny ora faran'ny andro farany tamin'ny fankalazàna ny fetin'ny Rano tany Cambodge. Nisy fifanosehana teo amin'ny tetezana mpampitohy nosy iray amin'ny tanàna ary nahafaty olona maherin'ny 300. Ireto misy fijoroana vavolombelona sy fanehoan-kevitra avy amin'ny blaogy.

04 Desambra 2010