Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Novambra, 2017
Fandrosoan'ny Teknolojiam-Pifandraisana sy Fampitambaovao tao Kambodza
Ninoana fa hiditra ho hita anaty rafi-pihariana fampiasana amin'ny Linux sy ireo dika vaovaon'ny Microsoft Windows ny Khmer Unicode. Hatreto aloha, nisy fiantraikany tamin'ny famokarana rindrambaiko amin'ny fiteny ao an-toerana sy ny fifandraisana ny fampidirana ny Khmer Unicode