Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Novambra, 2013
Fihaonan'ny Global Voices Any Phnom Penh, Kambodja

Miaraha aminay amin'ny fihaonana amin'ny Global Voices manaraka ao Phnom Penh, ao Kambodja amin'ny 1 Desambra 2013, ao Sithi Hub.
Fihaonana Miaraka Amin'ny Global Voices!

Mandritra ny volana Novambra sy Desambra, mikarakara "fihaonana" enina mivantana izahay izay tantanina sy entanin'ireo mpikambana ao amin'ny Global Voices